Malagasy translation - Rowad

Ayah by Ayah

Tags

Download Links

A translation of every ayah of the Quran in Malagasy.

Malagasy translation - Rowad translation for Surah Az-Zumar — Ayah 48

39:48
وَبَدَا لَهُمۡ سَيِّـَٔاتُ مَا كَسَبُواْ وَحَاقَ بِهِم مَّا كَانُواْ بِهِۦ يَسۡتَهۡزِءُونَ ٤٨
Ary haseho amin’izy ireo ny ratsy nataony, ka hanarona azy ireo izay noesoiny.