Malagasy translation - Rowad

Ayah by Ayah

Tags

Download Links

Malagasy translation - Rowad translation for Surah Al-Mumtahanah — Ayah 1

60:1
يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ لَا تَتَّخِذُواْ عَدُوِّي وَعَدُوَّكُمۡ أَوۡلِيَآءَ تُلۡقُونَ إِلَيۡهِم بِٱلۡمَوَدَّةِ وَقَدۡ كَفَرُواْ بِمَا جَآءَكُم مِّنَ ٱلۡحَقِّ يُخۡرِجُونَ ٱلرَّسُولَ وَإِيَّاكُمۡ أَن تُؤۡمِنُواْ بِٱللَّهِ رَبِّكُمۡ إِن كُنتُمۡ خَرَجۡتُمۡ جِهَٰدٗا فِي سَبِيلِي وَٱبۡتِغَآءَ مَرۡضَاتِيۚ تُسِرُّونَ إِلَيۡهِم بِٱلۡمَوَدَّةِ وَأَنَا۠ أَعۡلَمُ بِمَآ أَخۡفَيۡتُمۡ وَمَآ أَعۡلَنتُمۡۚ وَمَن يَفۡعَلۡهُ مِنكُمۡ فَقَدۡ ضَلَّ سَوَآءَ ٱلسَّبِيلِ ١
Ianareo mpino ! Aza alaina namana ny fahavaloko sy ny fahavalonareo, ka omenareo fitiavana, satria nolavin’izy ireo izay fahamarinana tonga teo aminareo, noroahany ny iraka, ary koa ianareo, satria mino an’I Allah Ilay Tomponareo ianareo. Raha hivoaka hiatrika ady amin’ny lalako ianareo, ka hitady ny fankasitrahako, dia haneho fitiavana azy mangina va ianareo?Kanefa dia fantatro tanteraka izay afeninareo sy izay ahariharinareo fa izay manao izany aminareo dia mihataka ny lalana mahitsy.