Malagasy translation - Rowad

Ayah by Ayah

Tags

Download Links

Malagasy translation - Rowad translation for Surah At-Talaq — Ayah 11

65:11
رَّسُولٗا يَتۡلُواْ عَلَيۡكُمۡ ءَايَٰتِ ٱللَّهِ مُبَيِّنَٰتٖ لِّيُخۡرِجَ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ مِنَ ٱلظُّلُمَٰتِ إِلَى ٱلنُّورِۚ وَمَن يُؤۡمِنۢ بِٱللَّهِ وَيَعۡمَلۡ صَٰلِحٗا يُدۡخِلۡهُ جَنَّٰتٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُ خَٰلِدِينَ فِيهَآ أَبَدٗاۖ قَدۡ أَحۡسَنَ ٱللَّهُ لَهُۥ رِزۡقًا ١١
Ireo iraka izay nilaza ireo andininy avy amin'I Allah, ho porofo mazava, mba hamoahana ireo mino sy manao asa soa avy ao amin’ny haizina, ho amin’ny hazavana, fa izay mino an’I Allah sy manao ny soa, dia hampidiriny ao amin’ireo zaridaina misy renirano mikoriana eo ambaniny, ka hitoetra ao mandrakizay doria, anjaram-pahasoavana tsara no hatolotr'I Allah ho azy.